|
|
|
|

Teny iditra1  miraidraika
Fototeny  2 raidraika
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny frantsay  4 flâner [3.1]
Ohatra  5  Rahefa tonga ny fotoana, mitsangana ary mihinana fa aza milasilasy, modia faingana any an-tranonao, fa aza tsy miraidraika. [2.996]

Fivaditsoratra  miraidraika, 6 miriadriaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12