Entry | 1 miraika |
Part of speech | 2 active verb |
Root | 3 raika |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Mirona, mitongilana: Miraika ity andry ity izany fa aza manakaiky eto |
Explanations in English |
5 [1.2] to bend, to incline, to lean. 6 [1.7] to lean; to be stirred or moved |
Explanations in French |
7 [1.8] être penché, incliné; s'émouvoir |
Examples |
8 [2.131] hatao tahaky ny vary an-doharano / tsofin'ny rivotra tsy mba miraika / mitanin'andro tsy mba malazo
|
Morphology |
|
All compound words | 13 11 words containing miraika |
Proverbs | 14 Proverbs containing the word miraika |
Anagrams | 15 miaraky, 16 miraika, 17 miriaka |
Updated on 2025/09/12 |
![]() |