|
|
|
|

Teny iditra1  miraiki-pitia
Singan-teny  2 miraikitra, 3 fitia
Sokajin-teny  4  kambanteny
Ohatra  5  Mitandrina ny fampianaranao ny fanahiko, ary miraiki-pitia amin'izany izy. [2.996]

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07