|
|
|
|

Teny iditra1  mirakorako
Fototeny  2 rakorako
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Enti-milaza ny volo tsy mirandrana fa misavoritaka, tsy milamina fa midrakadraka na mitsibolobolo: Nirakorako volo ny olona taloha rehefa misaona [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to be bony, to be large; to be in an unkempt state, as the hair. Comp. Rakaraka [1.2]
Ohatra  6  Indreo Ramavo mianaka mirakorako volo miondrika mitomany, fa folak'andry niankinana. [2.324]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12