|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mirakotra |
| Fototeny | 2 rakotra |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Misy rakotra na firakofana eo amboniny, misarona: Matory tsy mirakotra io zaza io ~ Hangatsiaka io vary tsy mirakotra io
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 to be covered.
[1.2] 6 to be covered, as a pot, 7 as a person under a blanket, etc [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 être couvert, comme un pot,
9 une personne sous une couverture [1.8] |
| Ohatra |
10 ny lohasaha filalaovanay / mirakotra ahitra milenodenoka
[2.131]
11 sarety mirakotra enina, ary omby roa ambin'ny folo [2.996] |
| Haiendriteny |
|
| Ohabolana | 16 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|