Entry | 1 mirana |
Part of speech | 2 adjective |
Derivatives |
|
All compound words |
|
Explanations in Malagasy |
9 [1.1] Falifaly ka hita amin' ny tarehy sariadriaka sy feno hehy izany: Olona miran-dava io zazavavy io |
Explanations in English |
10 [1.7] happy, radiant, smiling |
Explanations in French |
11 [1.3#442, 1.8] radieux 12 [1.3#442] content, enjoué, réveillé 13 [1.8] heureux, souriant |
Examples |
14 [2.470] Tarehy mirana sy dia maika hatrany no iarahana. |
Synonyms | 15 miramirana |
Analogs | 16 ravoravo, miriadriaka, sariadriaka |
Anagrams | 17 amiran, anarim, aniram, aranim, manary, mañary, manirà, manira, marina, mariña, marìna, miaran, mirana, namari, namira, naraim, nariam, niaram, rianam |
Updated on 2025/08/10 |
![]() |