|
|
|
|

Teny iditra1  mirantsana
Fototeny  2 rantsana
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4 Misy rantsana: Mirantsana fito ity fanaovanjiro ity [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 growing out into branches [1.2]
6 to be divided into several arms or branches; to be pruned [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 être divisé en plusieurs branches; avoir des branches; être élagué [1.8]
8 être branchu, ramifié [1.196]
Ohatra  9  Ny Tahony dia malemy, mananika zavatra hafa, tsy mirantsana loatra, tsy misy volo, mamakitratra raahery ny hahavony. [1.357]

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17