Entry | 1 miray |
Part of speech | 2 active verb |
Root | 3 iray |
Morphology |
|
All compound words |
|
Explanations in Malagasy |
14 [1.1] Mikambana: Tsy miray amin' olona ratsy fanahy tahaka an' ireny aho Miombona zavatra tokana: Miray trano Rakoto sy ny zaodahiny (io hevitra io no hita amin' ny fombam-pitenenana maro toy ny hoe: miray hevitra, miray saina, miray tetika, miray fo, miray asa, miray dia...) Mikambana amin' ny fanambadiana Manao tokantranomaso, izany hoe miara-mitoetra tsy araka ny fanambadiana ara-dalàna: Efa telo tanàna izy roa ireo no niray 15 [1.13] mivady |
Explanations in English |
16 [1.2] see Iray 17 [1.7] to be united; to be of one mind |
Explanations in French |
18 [1.8] s'unir, être unis; être d'accord 19 [1.13] s'accoupler |
Analogs | 20 miombona, mikambana, mitambatra, mivondrona |
Proverbs | 21 Proverbs containing the word miray |
Anagrams | 22 miary, miray |
Updated on 2025/08/10 |
![]() |