|
|
|
|

Teny iditra1  mirebaka
Fototeny  2 rebaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Miraratra, miedinedina amin' ny akanjo mikobankobana sy mirefarefa [1.1]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  9 akembary, 10 bemarika, 11 merabaky, 12 mibarake, mirebaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12