|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 mirebika |
| Fototeny | 2 rebika |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Mandihy mitsinjaka
5 Mandihy mampihetsika ny vatana sy ny sandry ara-ba 6 (miaramila) Mandihy sady mampandihy ny fiadiana eny an-tanany [1.1] |
| Ohatra |
7 Mandihy miakanjo ny akanjo halatra, ka miara-mirebika amin-doza.
[2.69#]
8 Ny iray mitendry valiha, ny iray mirebika eo am-povoan-trano, ary ny sisa mitehaka. [2.649#] |
| Haiendriteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 13 mirebika antsan' olona |
| Ohabolana | 14 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 15 Mirebika |
| Fototeny | 16 rebika |
| Sokajin-teny | 17 anaran-tsamirery (olona) [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
18 Antokona Tsimandoa ambony indrindra natao hompanotrona andriamanjaka.
[1.1] |
| Fivaditsoratra | 19 amberiky, Mirebika, mirebika |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/27 |
|