|
|
|
|

Teny iditra1  mireona
Fototeny  2 reona
Sokajin-teny  3  matoanteny na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4 Maneno manako, mirohondrohona: Nireona eran' ny lohasaha ny kotro-baratra [1.1]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
Tovy hevitra  8 mireondreona
Ohabolana  9  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  10 anemory, 11 mierona, mieròna, 12 mionera, 13 miorena, mireona, 14 roimena

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/27