|
|
|
|

Entry1  miriadriatra
Part of speech  2  active verb
Root  3  riadriatra
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
Explanations in Malagasy  7  [1.1] Mandeha na manao zavatra amin-katezerana arahim-pihetsika mitratrevatreva tsy misy fitsitsiana na dia kely aza: Asa izay nahazo azy fa niriadriatra erỳ izy nilaza izany tamiko
Proverbs  8  Proverbs containing the word miriadriatra

Updated on 2024/12/11