Entry | 1 miritirity |
Part of speech | 2 active verb |
Root | 3 ritirity |
Morphology |
|
Explanations in Malagasy |
8 [1.1] Mandeha miridiridy ary maika: Rehefa manao zavatra izy miritirity foana |
Explanations in English |
9 [1.2] to trot, to amble, to move the limbs excitedly |
Explanations in French |
10 [1.3] marcher rapidement en tendant le corps et les nerfs, en se tenant raide |
Examples |
11 [2.131] Tsiboboka ri-drano saho-miritirity fanao ny ratsy avo vava 12 [2.131] Papango didimaso voro-miritirity tsy mizaha tena koa manenitra olona hianao Ramatoa |
Proverbs | 13 Proverbs containing the word miritirity |
Anagrams | 14 miritirity, mitiritiry |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |