Entry | 1 miritsoka |
Part of speech | 2 active verb |
Root | 3 ritsoka |
Morphology |
|
Explanations in Malagasy |
8 [1.1] Mibitsika, milaza zavatra mangingina |
Examples |
9 [Ny Havana] Ity rivodrovotra an-tanin' olona mitsoka maraina dia mitambolona Hariva ny andro vao mba miritsoka |
Anagrams | 10 miritsoka, misokatry, misokitra, mitsorika, tsimorika |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |