|
|
|
|

Teny iditra1  mirizatsa
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3 mikohaka (marary): Leha i Radilahy izae ko tsa nandre haleña fa mirizatsa be naho sikaiña (Tsy nahita tory raha i Radilahy izy halina fa sady sempotra izy no mikohaka) [Betsileo] [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17