|
|
|
|

Teny iditra1  miroa lela
Singan-teny  2 miroa, 3 lela
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 enti-milaza zavatra manana vokany na mety hisy asany roa mifanohitra: Antsy miroa lela ~ Sabatra miroa lela [1.1]
Ohatra  6  toy izany ny mpanota miroa lela. [2.996]
Tovy hevitra  7 roa lela

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12