|
|
|
|

Teny iditra1  mirobaka
Fototeny  2 robaka
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4 Loaka, gorobaka
5 Milentika, mitsofoka anaty lavaka [1.1]

Fivaditsoratra  6 akoram-by, 7 miboraka, mirobaka, 8 ramboaky

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12