|
|
|
|

Teny iditra1  mirobiroby
Fototeny  2 robiroby
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Miara-mifalifaly, miravoravo [1.1]
Ohatra  5  Moa va ny voady aman-kena masina, hahafaka anao amin'ny loza manindry anao, no mety mirobiroby amin'ny firavoravoana hianao? [2.996]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  10 miboribory, mirobiroby

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12