|
|
|
|

Teny iditra1  mirobona
Fototeny  2 robona
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4 Maniry tsara ka midoroboka fatratra [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 pousser avec exubérance [1.196]
Ohatra  6  Voaloboka mirobona ery Israely, efa mavesatry ny voany. [2.996]

Fivaditsoratra  7 amborony, mirobona, 8 omby rano

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12