|
|
|
|

Teny iditra1  miroky
Fototeny  2 roky
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Tsy miteny mahitsy, tsy manonona tsara [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to speak a dialect [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 parler dialecte, patois [1.8]
Ohatra  7  Basivava tsy mahay mikabary Marovatana
be tany tsy misy vokatra Avaradrano
mirebareba tsy misalaka landy Ambodirano
mirijarija tsy mihaingo Vakinisisaony
be kibo tsy manavy Vonizongo
be ohabolana miroky Vakinankaratra
fa ny Voromahery ihany no lohany
[2.131]
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  miroky, 12 moriky

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12