|
|
|
|

Teny iditra1  mirongatra
Fototeny  2 rongatra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Miseho indray miaraka (enti-milaza indrindra ny aretina misy votrovotro, toy ny kitrotro, bonibony): Nirongatra anikeheo ny kitrotron' i Bao kely
5 Mandositra mamaky vala: Nirongatra ny ombin-dRakoto halina [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 to rush out in a mass or a crowd [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 se montrer ou sortir tous à la fois [1.8]
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
Mpanahaka  11  mandrongatra
Ohabolana  12  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17