|
|
|
|

Entry1  misakan-dalana
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  [1.1] mibahana eo amin' izay alehan' ny sasany; enti-milaza ny jiolahy misakana ny mpandeha mba handrobana azy
Root  4  sakana, lalana

Updated on 2024/12/07