|
|
|
|

Teny iditra1  misalehotra
Fototeny  2 salehotra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Maimaika foana; sahisahy; miselontselona amin' ny raharahan' ny sasany: Iza no nilaza taminy hoe misalehora amin' ny zavatra tsy mikasika azy! [1.1]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12