|
|
|
|

Teny iditra1  misaly
Fototeny  2 saly
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mihantona na apetraka eo ambony afo; mainina (hazandrano) eo ambony fatana [1.1]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
Tovy hevitra  8 misalisaly

Fivaditsoratra  9 lamisy, 10 milasy, misaly, 11 samily

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12