|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 misamboaravoara |
| Fototeny | 2 samboaravoara |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Mihetsika mahery ka mitambolimbolina, mitroatra izaitsizy, mitopatopa sy mivalombalona fatratra ka mitsamboamboatra: Nisamboaravoara aoka izany ny ranomasina androany
5 Mitroatran-katezerana, mihavatravatra: Nisamboaravoara tamin' ny mpianatra izy fa nisy nananihany azy tamin' izy ireo [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 to be turbulent, to rise in waves
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 être agité, s'agiter en vagues
[1.8] |
| Ohatra |
8 tsy misy rivotra mitsoka fa tony dia tony ny habakabaka, nefa ny onja misamboaravoara, ary ny ampitso na afak' ampitso vao tonga ny tafiotra mahery arahin-dranonorana.
[2.471]
|
| Haiendriteny |
|
| Tovy hevitra | 12 misamboara |
| Kamban-teny rehetra | 13 misamboaravoara ny rahona |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|