|
|
|
|

Teny iditra1  misamboatra
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3 miantsambotra, misavoamboana, mitrifana, mitrotra: Toloñ'aomben-dRoangahy ko ny tsa misamboatra ro haza haza koa (Tolon'ombin-dry Ingahibe ka ny tsy mitroatra no azo azo ihany) [Betsileo] [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17