|
|
|
|

Teny iditra1  misambotra
Fototeny  2 sambotra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Manao izay hahazoana biby na vorona izay mandeha mafy, manidina, na mandositra; manenjika: Misambotra voangory ny ankizy rehefa hariva maizimbava vilany
5 Maka na mandray olona nahavita heloka; mibeda: Tonga ny polisy dia nisambotra ilay olon-dratsy
6 Mangataka vola na haninkohanina amin' olona, izay mbola haverina na hosoloana rehefa misy: Nisambotra valopolo tamiko Rakoto fa hadinony tany an-trano, hono, ny poketrany ~ Tonga teo Rasoa nisambo-bary fa rahariva, hono, hosoloany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7 to capture; to borrow (when the thing borrowed is to be replaced, money) [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8 faire prisonnier, capturer; emprunter (quand la chose sera remplacée, comme le riz ou l'argent) [1.8]
Haiendriteny 
9  Ny ankehitriny :
10  Ny lasa :
11  Ny hoavy :
12  Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  13  Fikambanana 2 amin' io teny io
Ohabolana  14  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17