|
|
|
|

Teny iditra1  misamoina
Fototeny  2 samoina
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mamoaka feo mimonomonona, misamonimonina [1.1]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
Tovy hevitra  8 misamoimoina

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12