|
|
|
|

Teny iditra1  misampotina
Fototeny  2 sampotina
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Misafotofoto misaritaka: Taratasy misampotina
5 Misangodingodina, mitambolimbolina: Oadray ity vovoka misampotina noho ny tadio nandalo teo iny! [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6 Etre embrouillé, entortillé, tournoyer, tourbillonner:
7 Misampotina ireo tady ireo (Ces cordes sont embrouillées) ~
8 Jereo io vovoka misampotina io (Regardez cette poussière qui tourbillonne)
[1.3]
Haiendriteny 
9  Ny ankehitriny :
10  Ny lasa :
11  Ny hoavy :
Tsipelina hafa  12 misampontina

Fivaditsoratra  misampotina, 13 mpianatsimo

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17