|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 misanaka |
| Fototeny | 2 sanàka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Misoka-bava mitanatana noho ny fitalanjonana: Nisanàka elabe teo ny adalalahy
[1.1] [misañaka] 5 mitanatana vava [Bezanozano] [1.78] |
| Haiendriteny |
|
| Fivaditsoratra | 9 kamasina, 10 mañakasy, 11 mañasaky, 12 mañisaka, 13 misakàna, misakana, misanaka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21 |
|