|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 misanda |
| Fototeny | 2 sanda |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Enti-milaza izay zavatra anomezana sanda amin' ny fifanakalozana
[1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Fikambanana | 8 Fitenena, anaran-tany, sns miisa 2 misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 9 mandasy, 10 mandisa, misanda |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04 |
|