|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 misanehaka |
| Fototeny | 2 sanehaka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Misefosefo sy sempotra, miehakehaka, tsy avy miaina:
5 Nihazakazaka izy ka nisanehaka [1.1] 6 sempotra [Bezanozano] [1.78] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7 To pant
[1.2#551] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 Être essouflé, haletant
9 Être outrecuidant [1.3#553] |
| Haiendriteny |
|
| Ohabolana | 13 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|