|
|
|
|

Teny iditra1  misangeloka
Fototeny  2 sangeloka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Manao fihetsika hafahafa, miangentsam-pihetsika, tsy manao ohatra ny olona rehetra [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 Se singulariser, être bizarre, être affecté dans ses manières [1.3#575]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12