|
|
|
|

Teny iditra1  misangodingodina
Fototeny  2 sangodingodina
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fitokoavana  4 mihetsiketsika [1.1]
Ohatra  5  Ny tadio dia rivotra mahery misangodingodina, ka hoatra ny andry mandehandeha no fijery azy. [1.38]

Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29