|
|
|
|

Teny iditra1  misaosao
Fototeny  2 saosao
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Tsy malamalama fa misy marokoroko na maraorao: Misaosao ny lamba jiafotsy
5 Mikasaoka: Misaosao ity pataloako ity rehefa mamindra aho
6 Mihinana haingana tahaka ny tsy ho voky iny: Aza misaosao homa-menaka fa ho lamoka ihany no farany [1.1]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
Ohabolana  10  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02