|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 misarangotra |
| Fototeny | 2 sarangotra |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Mamikitra mafy amin-javatra na olona noho ny tahotra hianjera na noho ny tsy fitiavana hisaraka aminy: Natahotra Ibalita kely ka nisarangotra tamin-dreniny
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 to try to scramble out of a hole by clawing the sides, etc.
[1.2] |
| Haiendriteny |
|
| Ohabolana | 10 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | misarangotra, 11 misarongatra |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|