| Entry | 1 misarebaka |
| Part of speech | 2 active verb |
| Root | 3 sarebaka |
| Morphology |
|
| Explanations in Malagasy |
8 [1.1] Mirefarefa amin' ny tany: Misarebaka ny lambanao Mitafy lamba izay arefarefa amin' ny tany: Maika ho aiza ity ianao no misarebaka toy izao? |
| Updated on 2025/07/29 |
|