|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 misary zoro |
| Singan-teny | 2 misary, 3 zoro |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 ilazana ny akoho mankeo an-joro fa te-hanatody
6 ilazana koa ny olona mijorojoro eny akaikin' ny vohitra na toerana misy zavatra tetehiny na kendrikendreny: Misy iny lehilahy manifinify iny misarisary zoro eto isan-hariva [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 chercher un coin pour pondre (se dit des poules)
8 chercher à s'introduire, à se faufiler [1.3#581] 9 Chercher à se faufiler, comme la poule qui cherche un coin pour pondre. Chercher un endroit caché pour voler [2.415#5012] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|