|
|
|
|

Teny iditra1  misatrana
Fototeny  2 satrana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Manao satrany, izany hoe sasiny amin' ny zavamaneno alohan' ny tena feon-kira iarahana [1.1]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
Voambolana  8  Feon-kira: (amin' ny ankapobeny)

Fivaditsoratra  9 manaratsy, 10 mañatsary, 11 manatsira, 12 manisatra, 13 maratsañy, 14 matsiraña, 15 misantara, misatrana, 16 siramanta

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12