|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 misava ranonando |
| Singan-teny | 2 misava, 3 rano, 4 ando |
| Sokajin-teny | 5 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
6 enti-milaza ny aloha indrindra amin' ny mpandeha ka mampihintsana ny ranonando -- na olona nalefa hidinika mialoha momba ny zavatra kasaina hatao
[1.1] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11 |
|