|
|
|
|

Entry1  misavi-drazana
Part of speech  2  locution
Elementary words  3  misavika, razana
Explanations in Malagasy  4  [1.1] (taloha) nilazana ny lehilahy ambany firazanana nitady haka vady ambony firazanana noho izy

Updated on 2024/12/07