|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 misesy |
| Fototeny | 2 sesy |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Mifandimby tsy an-kijanona: Misesy foana ny olona maka fanafody ato izany
5 Mitohy tsy tapaka: Misesy loatra ny asa ka vizana aho 6 Isanisany avy, tsirairay avy: Lafoko dimampolo amby zato misesy ireo bitro foio nentiko tany an-tsena [1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Mpanahaka | 11 an-kisesy, 12 dodoria, 13 sesilany, 14 sesimontotra, 15 sesirivotra, 16 tohokafo, 17 tsy an-kiato, 18 tsy an-kijanona, 19 tsy miato |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22 |
|