|
|
|
|

Teny iditra1  misiaka
Fototeny  2 siaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mamoaka feo kely mikiririoka avy amin' ny fanosehana ny rivotra amin' ny molotra sy ny nify; misioka: Heno misiaka ny bibilava
5 Manao feon-kira amin' ny siaka: Mahay misiaka hira betsaka io zazalahy kely io
6 Miantso amin' ny siaka: Misiaka alika [1.1]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :
Ohabolana  11  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  12 masikia, 13 misaika, misiaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02