Entry | 1 misingotra |
Root | 2 singotra |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Voafatotra: Voafingan' ny fandrotrarana aho ka lavo, toy ny nisingotra iny ny tongotro Voarain' ny tadivavarana, voan' ny amparapaingo: Nisingotra ilay vorona ka tsy afaka nikopoka Sahirana mafy azon' ny: Misingotry ny volan' olona Rakoto [1.1] |
Morphology |
|
All compound words | 8 tsinay misingotra aman' aty |
Proverbs | 9 Proverbs containing that word |
Anagrams | 10 misingotra, 11 tsimirango |
Updated on 2025/10/08 |
![]() |