|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 misintaka |
| Fototeny | 2 sintaka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 miala, mandao
[Tanosy]
[1.78] 5 Miasaraka amin' ny vadiny, miala amin' ny tokantrano: Nisintaka Rasoa fa tsy tohany ny ataon' ny lahy. / Tsy afa-manambady hafa ny vehivavy nisintaka taloha raha tsy efa nisaoran-dralehilahy [1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Ohabolana | 10 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 11 manakitsy, 12 mañatsiky, 13 mañitsaky, 14 manitsika, misintaka, 15 mitsinaka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/20 |
|