|
|
|
|

Entry1  misionera
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Mpitondra fivavahana alefa any an-tany hafa hampianatra sy hitory ny finoany [1.1]
Examples  4  Nilaza tamin'ny mpanao raharaham-piangonana io misionera io fa marary ihany Ingahy Rainialijaona. [2.324]

Updated on 2025/09/12