Entry | misolotika (solotika) | ||||||
Part of speech | active verb | ||||||
Explanations in Malagasy | Maloto mitsaporetika; misy tsikoko misotetika miaraka amin' ny menaka: Esory iny akanjonao iny fa efa misolotika aoka izany [1.1] | ||||||
Morphology |
| ||||||
Proverbs | Proverbs containing the word misolotika | ||||||
Updated on 2023/01/05 |