|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 misolo voina |
| Singan-teny | 2 misolo, 3 voina |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 misolo loza, manolo-tena mba hiharan' ny loza eo amin' ny toeran' ny hafa
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 to take someone's place in suffering
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 prendre sur soi les souffrances d'autrui
[1.8] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|