|
|
|
|

Teny iditra1  misomotaka
Fototeny  2 somotaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Minono na mihinana mamosibosika erỳ mifotafota eo am-pihinanana ka ifotetahan' ny loto avy amin' ny sakafo hanina ny tarehy [1.1]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12