|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 misondrotra |
| Fototeny | 2 sondrotra |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Mitombo, mihalava, mihalehibe: Misondrotra haingana ity zanakazo ity izanysondrotra ny rano tamin' ny fahavaratra farany tao ~ Nisondrotra ny rano tamin' ny fahavaratra farany tao
5 Mitombo vidy, mihalafo: Misondrotra ny vidin-kena 6 Miakatra ambony, misavoana: Nisondrotra teny amin' ny habakabaka ilay sarim-papango ~ Nisondrotra teny ambonin' ny tafontrano ny lelafo 7 Miakatra voninahitra, lasa ambony: Nisondrotra ho tale, hono, Rakoto ~ Nisondrotra noho ny fianarana ny zanakao [1.1] 8 miakatra, mitombo [1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
9 s'élever; augmenter
[1.13] 10 former ses épis pour les céréales [1.196] |
| Ohatra |
11 Eo an-tampon' ny havoana kely misondrotra eo an-tsisin' ny tany lemaka no misy azy.
[2.587#]
12 Tsy maninona anefa izany, ekenay an-tsitrapo, raha mba misondrotra sahala amin' ny zanaky ny olona ialahy. [2.472#158] |
| Haiendriteny |
|
| Fikambanana | 17 Fitenena, anaran-tany, sns miisa 4 misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/02/26 |
|